• Zoma 18 Desambra 2015
Politique.SEKRIMA Nanao fanentanana mikasika ny karama farany ambany

Nanao fanentanana mikasika ny karama farany ambany ny SEKRIMA mba hahatongavantsika amin’ilay “asa mendrika”, araka ny tafa nifanaovan’ny sekretera jeneraliny Boutoudi Remi Henri tamin’ny mpanao gazety omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Desambra 2015
Politique.Depiote mivory eny Tsimbazaza Mihena am-pitoerana tsikelikely

Raha mbola mba nisy teo amin’ny 90 teo ireo solombavambahoaka niatrika ny fivoriana nitambarambe teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza omaly maraina tamin’ny fotoana nandinihana nitambatra sy nifidianana ny volavolan-dalàna natolotry ny minisiteram-panjakana misahana ny fanajariana ny tany noho ny nahatongavan’ny minisitra Rivo Rakotovao tenany teny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Desambra 2015
Politique.Famoahana ny lisitry ny mpifidy lehibe Mandry tsy lavo loha ireo ben’ny tanàna

Ny zoma 18 desambra izao indray vao ho fantatra ny tena lisitra farany havoakan’ny filan-kevi-panjakana mirakitra ny isan’ireo mpifidy lehibe amin’ny fifidianana senatorialy amin’ny 29 desambra ho avy izao

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Desambra 2015
Politique.Fatma Samoura Nanao veloma ny praiminisitra

Nanao veloma ny priaminisitra Jean Ravelonarivo teny Mahazoarivo omaly Rtoa Fatma Samoura solontenan’ny firenena mikambana eto amintsika mialoha ny tena handaozany tanteraka an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Desambra 2015
Politique.Sotasota atao amin-dRavalomanana Mampiaka-peo ny VOT

Nampiaka-peo indray ny VOT Antsirabe raha nahare fa mbola notapahin’ny Jirama araka ny baiko azon’izy ireo ny jiro ao amin’ny trano fonenana sy fivantanan’ny filoha Ravalomanana ao Manjakatompo-Andranomanelatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Desambra 2015
Politique.Fanakorontanana Mpandraharaha iray arahi-maso

Zary tanàna maty teny Behoririka sy Tsiazotafo omaly. Nanakatom-baravarana avokoa ny mpivarotra an-jatony tamin’iny toerana iny. Tranga izay tsy dia nampino loatra, indrindra amin’izao ankatoky ny fetin’ny noely sy faran’ny taona izao.

Hamaky ny tohiny
FTT