Politique

Fifidianana senatera - Faritany Toliara Vonona handresy ny lisitra TIM


  • Alarobia 16 Desambra 2015

Vonona amin’ny fiatrehana ny fifidianana loholona ny kandidà antoko Tiako i Madagasikara any amin’ny Faritanin’i Toliara, hoy ny kandidà anaty lisitra, Manoela Ralaimampisainarinony,

 

na dia eo aza ny ramatahora ataon’ny antoko eo amin’ny fitondrana ankehitriny maneritery an’ireo mpifidy vaventy nefa mahatoky izahay fa tsy hamela irery anay Andriamanitra. Tena mampiasa vola be ry zareo nefa azo antoka ny miaraka amin’ny filohan’ny antoko TIM Marc Ravalomanana sy ny tetikasa fampandrosoana ifotony mahazo famatsiam-bola fa tohanan’ny mpiara-miombon’antoka any ivelany sy atokisan’ny mpamatsy vola sy tohanany. Tena tetikasa miainga ifotony no hatao ary fampandrosoana maharitra. Teny tsotra no atao amin’ireo mpifidy vaventy etoana hoe : raiso rehefa vola adala tompo fa tsy misy mahalala  ny safidy hataonao ao anaty vata fandatsaham-bato.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

Hijery ny tohiny
FTT