• Alatsinainy 21 Desambra 2015
Politique.Dr Randrianasolo Rivoarison Kandida sojabe ao amin’ny fakiolten’ny Siansa

Hotanterahana ny 11 janoary 2016 ny fifidianana fanavaozana ireo mpitantana sy tompon’andraikitra eny amin’ny oniversiten’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Desambra 2015
Politique.Toamasina Novonoin’ireo mpaka an-keriny i ANNIE

Nivadika zava-doza ny fakana an-keriny ireo mianadahy zanaka mpandraharaha tany Toamasina. Taorian’ny nahitana ilay fiara 4x4 Mitsubishi mantsy dia hita faty tao Verrerie Toamasina halina, tsy dia lavitry ny trano fonenany,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Desambra 2015
Politique.TIM Club facebook Nanome lanja ireo zokiolona

Nisafidy ny teny Antsahamasina Ambohidrapeto ny TIM Club facebook tarihin-dRaheriniaina Yves nanatanteraka asa soa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Desambra 2015
Politique.100 andro mihemotra Governemanta tsy mamokatra

Mihemotra ny naoty azon’ny governemanta Ravelonarivo taorian’ny 100 andro andiany faharoa, nampiharana ny fomba fiasa ahazoana vokatra haingana na “RRI”. 87 amin’ny 100 (87%) no azony raha 94 amin’ny 100 (94%) izany taorian’ny 100 andiany voalohany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Desambra 2015
Politique.Kaominin’i Antananarivo Renivohitra Mifampihaino ny mpitantana sy ny mpiasa

Manga ny lanitra eo amin-dramatoa Lalao Ravalomanana ben’ny tanànan’Antananarivo sy ny mpiasan’ny kominina.Nihaona voalohany tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina omaly ny roa tonta.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Desambra 2015
Politique.« Iles éparses » Hiaka-dapa eny Tsimbazaza

Hifarana anio rehefa naharitra 60 andro araka ny voafaritry ny lalàmpanorenana ny fivoriana ara-potoana faharoan’ny Antenimieram-pirenena, izay natokana indrindra handinihana sy handaniana ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibola taona 2016. Lany tsy nisy nitsipaka moa io ny talata teo.

Hamaky ny tohiny
FTT