• Talata 19 Janoary 2016
Politique.Antananarivo Renivohitra Ho tanàna mpirahavavy amin’i Jerosalema

Nampiavaka ny fitondrana Ravalomanana nanomboka tamin’ny taona 2002 ny firoborobon’ny lafiny diplaomatika teo amin’i Madagasikara sy ireo firenena manerana ny vazantany efatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Janoary 2016
Politique.Governemanta Minisitra 14 hosoloina

Taorian’ny kabary nataon’ny filohan’ny Repoblika teny Iavoloha, ny Asaramanitra 8 janoary, nanaovany tsindrom-paingotra ampahibemaso fa tsy fantatry ny olona ny asa vitan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Janoary 2016
Politique.Fiainam-pirenena Ho avy indray ny korontana ?

Manomboka miparitaka eto an-drenivohitra indray tato anatin’ny herinandro izao ny feo fa hisy korontana mahatsiravina eto Madagasikara amin’ny herinandro faharoa amin’ny volana febroary.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Janoary 2016
Politique.Antoko politika madio Hanova ny fomba fanaovana politika eto Madagasikara

Hanova ny fomba fanaovana politika eto Madagasikara Rakotoarisoa Faniry Alban, fantatry ny maro amin’ny anarana Gangstabab.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Janoary 2016
Politique.Fanovana governemanta Miankina amin’ny filoha sy ny praiminisitra

Miankina amin’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina sy ny praiminisitra Ravelonarivo Jean ny mety hisian’ny fanovana ny governemanta ankehitriny, hoy ny depiote voafidy tany Moramanga, Randriamahefa Henri Charles.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Janoary 2016
Politique.Fanarenana an’i Madagasikara Diso paikady ny mpitondra

Tokony ho nampiharina nanomboka tamin’ny taona 2014 avy hatrany ny «Stratégie Nationale de Relance du Développement» na ilay fandaharanasa novolavolaina natao hisolo ny «Madagascar Action Plan».

Hamaky ny tohiny
FTT