• Alarobia 20 Janoary 2016
Politique.Mampikony Mitaky ny hanoloana ny lehiben’ny Distrika

Nataon’ny zandary sy polisy andrimaso ireo olona nikasa ny hidina an-dalambe tao Mampikony manohitra ny fihetsik’ireo olom-panjakana sy lohandohan’ny antokon’ny fitondrana ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Janoary 2016
Politique.Pasitera Edouard Tsarahame “Efa lasan’ny Karana hatramin’ny fasan-drazantsika”

Hita fa mihazakazaka daholo ny olona izao amin’ny resaka fanendrena ho senatera sy fanovana governemanta mety hitranga atsy ho atsy ka mihazakazaka manatona ny tompon’andraikitra mahefa sao mba…

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Janoary 2016
Politique.Ady sarotra

Tonga teny Iavoloha niarahaba ny filoham-pirenena noho ny taom-baovao ireo mpikambana ao amin’ny filankevitra ambonin’ny mpitsara na CSM omaly, notarihan’ny minisitry ny fitsarana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Janoary 2016
Politique.Fhleur de Madagascar Hatao vaindohan-draharaha ny fampivoarana ny vehivavy

Nifoha tamin’ny torimasony ny antoko politika Fhleur de Madagascar na ny « Femme et Homme pour la Liberté, l’Education, l’Union et le Redressement de Madagascar » rehefa tsy henoheno mihitsy nandritra izay 10 taona farany izay.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Janoary 2016
Politique.Fanambaram-pananana Mihenahena ny minisitra Andrianjato

30 amin’ireo mpikambana miisa 31 ao anatin’ny governemanta Jean Ravelonarivo no nahavita nametraka ny fanambaram-pananany eny amin’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana hatry ny omaly alatsinainy 18 janoary 2016.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Janoary 2016
Politique.Mampikony Hidina an-dalambe ny vahoaka anio

Mafanafana ny toe-draharaha ao Mampikony. Fifandirana politika teo amin’ny solombavambahoaka tsy miankina voafidy tao Mampikony,

Hamaky ny tohiny
FTT