• Alatsinainy 18 Janoary 2016
Politique.Kandidà ben’ny tanàna farany teo Tsy mbola nisy naharay « caution » ireo nahazo vato 10%

Na dia efa nahafeno ny antontan-taratasy nilaina sy nanatitra izany nivantana teny amin’ny minisiteran’ny Atitany aza ireo kandidà ben’ny tanàna nahazo ny vato 10 %

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Janoary 2016
Politique.Rasambozafy Cyrille “Tsy handà ny hotendrena senatera aho raha…”

Voalohany indrindra aloha, satria elaela no tsy tafaresaka tan-gazety isika izay, hoy Atoa Rasambozafy Cyrille mpanao politika, dia faly tenako miarahaba ny Malagasy tsy misy an-kanavaka etoana ary miarahaba manokana ny mpitondra fanjakana tarihan’ny filoha Rajaonarimampianina Hery samy nahatratra ny taona vaovao 2016.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Janoary 2016
Politique.Air Madagascar Mpiasa maro be horoahina ?

Tonga ve ny tsotsorimamba hisarahana ho an’ireo mpiasa sy ny kompania Air Madagascar sa ahoana ? Na teo aza ireo karazana teny fandaminan-tsaina nataon’ny minisitry ny fitaterana izay nampanantena fa tsy maintsy hiarina ity kompaniam-pitaterana ana habakabaka orinasam-pirenena ity dia ny mifanohitra amin’izany ny tranga misy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Janoary 2016
Politique.Vondrona eoropeanina Mitaky fitantanana mahomby ho tombontsoan’ny vahoaka

Masiaka sy tsy nitsitsy fitenenana tamin’ny mpitondra mahefa eto Madagasikara indray ny lehiben’ny delegasionin’ny Vondrona eoropeanina Antonio Sanchez-Benedito Gaspar nandritra ny fanomezana ireo fitaovam-pitsaboana miaraka amin’ny vaksiny ho an’ireo CSB II teny amin’ny toby Salama Soavina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Janoary 2016
Politique.Lalao Ravalomanana Misaotra ireo mpivarotra nanaiky ny fandaminana

Fanamby napetraky ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana sy ireo mpiara-miasa aminy ary tsy maintsy tanterahana ny famerenana indray ny fahadiovana sy ny filaminana eto amin’ny renivohitr’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Janoary 2016
Politique.Fanendrena ho Senatera Manao tohivakana ireo mpanatitra antontan-taratasy

Manao tohivakana ankehitriny ireo mpanao politika tonga manatitra ny antotan-taratasiny eny amin’ny Lapan’Ambohitsorohitra amin’ny fitiliana ny sezan’ny Senatera ho hatolotry ny filoham-pirenena Malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT