- Alakamisy 21 Janoary 2016
Politique.Fakon’Antananarivo Kaominina iza ao amin’ny OPCI Ikopa no handray azy ?
Mazava ny fanambarana nataon’ny Minisitry ny rano sy ny fanadiovana ary ny fidiovana, Dr Ndahimananjara Johanita, momba ny fanariana ny fakon’Antananarivo tao Alasora fa vonjimaika ihany noho ny fanamboarana ny lalana fizoran’ireo kamiao mpanary fako eny Andralanitra.
Hamaky ny tohiny