- Zoma 15 Janoary 2016
Politique.Polyteknika Vontovorona Manangasanga ny fitokonan’ny mpianatra
Mamofompofona fitokonan’ny mpianatra ny eny amin’ny Sekoly ambony Polyteknika Vontovorona.
Hamaky ny tohinyMamofompofona fitokonan’ny mpianatra ny eny amin’ny Sekoly ambony Polyteknika Vontovorona.
Hamaky ny tohinyHiharan’ny fanararaotam-pahefana ireo mpivarotra ao Anosizato Atsinanana I, hoy i Papasolo teto amin’ny gazety Tia tanindrazana, omaly.
Hamaky ny tohinyTsy tongatonga ho azy ny kabary fandokandokafana ny fitondram-panjakana sy ny filoham-pirenena nataon’ny praiminisitra Jean Ravelonarivo teny Iavoloha ny zoma 8 janoary lasa teo fa ao raha.
Hamaky ny tohinyEfa voaozona hiaina anaty fahasahiranana sy gaboraraka ve ny Malagasy ka tsy mahafantatra sy tsy te hahalala zavatra tsara intsony e ? Tsy maintsy misy foana isan’andro ny olana, fa anjaran’ny olombelona no mikaroka ny vahaolana hamahana azy.
Hamaky ny tohinyNiova taranja i Gangstabab na Rakotoarisoa Faniry Alban. Raha ny sehatry ny kanto, ny hira sy ny hatsikana ao amin’ny fahitalavitra tsy miankina iray no tena nahafantarana azy hatrizay dia hirotsaka amin’ny sehatry ny politika izy manomboka izao.
Hamaky ny tohinyMitohy hatrany ny fitokonana ataon’ireo mpivarotra amoron-dalana etsy Analakely taorian’ny nanesorana azy ireo tamin’ny toerany ka hampidirana azy any anatin’ireo tsena ara-dalàna miisa 16 eto an-drenivohitra. Milanja sorabaventy toy ny hoe :
Hamaky ny tohiny