• Alatsinainy 25 Janoary 2016
Politique.Andriambololona Mananjara Laharam-pahamehana ho an’ny loholona ny fampandrosoana

Maro an’isa ny ben’ny tanàna sy mpanolotsaina HVM ka tsy mahagaga ny vokatra azo, hoy ny senatera Andriambololona Mananjara tamin’ny fanehoan-kevitra voalohany nataony taorian’ny nivoahan’ny vokatra ofisialin’ny fifidianana senatera teny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ny zoma lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Janoary 2016
Politique.Senatera Fernand Jeannot Vonona hiara-kiasa amin’ireo kaominina ao Mahajanga

Avy hatrany dia asa, hoy ity senateran’ny antoko Tim lany tao amin’ny faritany Mahajanga ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Janoary 2016
Politique.Fifidianana loholona Hivoaka anio ny vokatra ofisialy

Hivoaka amin’ny fomba ofisialy anio eny amin’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) Ambohidahy ny vokatry ny fifidianana loholona notanterahina ny 29 desambra lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Janoary 2016
Politique.Solay Rakotonitrainy Georges –Leader Fanilo Tsy afaka mampiato ny filoha nasionaly ny « Comité d’orientation »

Henontsika tamin’ny alalan’ny haino aman-jery isan-karazany fa misy zavatra heverina fa tsy hilamina ao anatin’ny antoko Leader Fanilo izay havoakan’ny “Comité d’Orientation” nitsangana ho azy teo,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Janoary 2016
Politique.Fanendrena Senatera Mila ranondranony amin’ny filoha ny FEDEP Toamasina

Amin’izao ankatoky ny fanendrena ny 1/3 n’ireo ho senateran’i Madagasikara avy amin’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina izao, dia manaitra ny sain’ity farany ny Fedep na ireo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Janoary 2016
Politique.TAPANY KELY

FIFIDIANANA

Hamaky ny tohiny
FTT