• Talata 26 Janoary 2016
Politique.“Alatsinainy mainty” Mbola misitery hatramin’izao

Feno 7 taona katroka anio ny «Alatsinainy mainty». Raharaha anisan’ny nafana teto amin’ny firenena tokoa ny 26 janoary 2009 saingy mbola misitery amin’ny mpiray tanindrazana hatramin’izao

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Janoary 2016
Politique.Antoko Tiako i Madagasikara Hikarakara fiaraha-mivavaka miavaka

Fantatra izao, araka ny fampitam-baovao voaray, fa hanatanteraka fiaraha-mivavaka miavaka natao ho an’ny rehetra anio talata 26 janoary ny antoko Tiako i Madagasikara, ka eny amin’ny Magro Tanjombato no hitrangan’izany manomboka amin’ny 9 ora sy sasany maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Janoary 2016
Politique.TIAKO I MADAGASIKARA Nanao asa fanadiovana tao amin’ny Boriborintany faha-efatra

Nanao asa fanadiovana tao amin’ny Borib orintany faha-efatra ny antoko Tiako i Madagasikara ny faran’ny herinandro teo. Ireo voamiera mpikambana ao amin’ny Fokontany Tsimialonjafy no nitarika izany ka anisan’ny asa laharam-pahamehana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Janoary 2016
Politique.« Alatsinainy mainty » Hotsiahivina ao amin’ny Kianjan’ny Demokrasia ?

Enin-taona katroka anio, raha ny andro, fa rahampitso raha ny datin’andro no nitrangan’ny zava-doza, ka nandoran’ny andian’olona efa nomanina mialoha ny haino amanjerim-panjakana (RNM sy TVM) sy tranombarotra maro ary ny fananan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, toy ny Tiko, Magro ary MBS

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Janoary 2016
Politique.Hery Rajaonarimampianina 2 taona nihevotrevotra fotsiny

Roa taona katroka anio 25 janoary no nanaovan’i Hery Rajaonarimampianina fianianana teny Mahamasina ary nandraisany tamin’ny fomba ofisialy ny andraikitry ny filohan’ny Repoblika, izy ihany koa no filoha faratampon’ny foloalindahy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Janoary 2016
Politique.Kaominina Antananarivo Renivohitra Hanara-maso ireo fanorenana tsy ara-dalàna

Mitombo isa hatrany ireo fanorenan-trano tsy ara-dalàna eto Antananarivo Renivohitra. Any amin’ireo toerana efa tery sy voarara no tena manao izany ny ankamaroan’ny maro ka tafiditra ao anatin’ireny ny fanorenana eny ambony tata-drano

Hamaky ny tohiny
FTT