- Alarobia 27 Janoary 2016
Politique.Depiote Randrianantenaina Olivier Antonny José Tsy matahotra ny hofidiana ho depiote fanin-5 aho
Raha namaly ny fanontaniana navantan’ny Tia Tanindrazana taminy mikasika ny hoe :
Hamaky ny tohinyRaha namaly ny fanontaniana navantan’ny Tia Tanindrazana taminy mikasika ny hoe :
Hamaky ny tohinyMananontanona ny fitokana-monina ho an’ ny Faritra Anosy sy Androy iny, hoy ny mponina avy any an-toerana, noho ny fahapotehana miandalana mahazo ny Lalam-pirenena faha-13 mampitohy azy ireo amin’ny Faritr’Ihorombe manomboka eo amin’ny sampanana Andranovory
Hamaky ny tohinyTena anjaran’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina no mijery izay mahasoa azy hahafahany manova na tsia ny governemanta tantanan’ny praiminisitra Ravelonarivo Jean ankehitriny, hoy ny Kestora faha-3 eny anivon’ny Antenimieram-pirenena malagasy,
Hamaky ny tohiny« Amin’ity herinandro ity », hoy ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina omaly teny Tsimbazaza, raha nanontanian’ny mpanao
Hamaky ny tohinyTsy nisalasala ny filohan’ny Fitsarana Avon’ny Lalàmpanorenana, Pr Eric Rakotoarisoa, nanitrikitrika taorian’ny famoahana ilay vokatra ofisialin’ny fifidianana senatera tamin’ny zoma teo, raha nilaza ampahibemaso tamin’ny fiatrehana an’ireo mpanao gazety maro be fa :
Hamaky ny tohinyIzay mangina volamena, hoy ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina raha nitokana ny kianja mitafo nasiam-panavaozana tany Mahajanga ny tenany.
Hamaky ny tohiny