- Alakamisy 28 Janoary 2016
Politique.Andry Rajoelina Hanakorontana indray ?
Mbola mitarika adihevitra eo amin’ireo mpanara-baovao politika ny fiverenana an-tanindrazana tampoka nataoan’i Andry Rajoelina ka nanaovany fety be teny amin’ny tranony vaovao teny Ambohimangakely niaraka tamin’ireo mpomba azy sy ny mpanakanto maro ny sabotsy lasa teo.
Hamaky ny tohiny
