- Sabotsy 28 Mey 2016
Politique.Tompon’ny Le Rossini Isoraka Nosavaina ny tranony teny Ambatomaro
Nosavain’ny mpitandro ny filaminana misaron-tava sy mitondra fitaovam-piadiana mahery vaika ny trano fonenan’Atoa Frank le Grand ilay mpandraharaha frantsay mpitantana ny hotely le Rossini etsy Isoraka omaly nanomboka tamin’ny 6 ora maraina.
Hamaky ny tohiny
