- Talata 24 Mey 2016
Politique.Boaderozy tratra tany Singapour Nangataham-panazavana ny filoha Malagasy ?
Re izao fa napetraky ny fitsarana any Singapour amin’ny toerana sarotra ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina momba ilay raharaha fitsarana fanondranana andramena an-tsokosoko izay mandeha any an-toerana.
Hamaky ny tohiny
