• Talata 31 Mey 2016
Politique.HVM any Tolagnaro Misavorovoro tanteraka

Mipatitaka samy maka ho azy ireo mpitarika sy ireo mpikambana ao amin’ny HVM. Misintaka tsikelikely amin’ny antokon'ity fitondrana ity avokoa ireo mpikambana teo aloha, indrindra ireo mpitarika nilaza ny tenany ho nafana fo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Mey 2016
Politique.Jean Omer Beriziky Araha-maso akaiky

Miitatra ny fanaraha-maso ataon’ny fitondram-panjakana ireo olona maro samihafa taorian’ny fivoahan’ny resaka fa misy mieritreritra hanakorontana sy hanongam-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Mey 2016
Politique.Filoham-pirenena Tonga nitsaitsaika indray

Niverina an-tanindrazana tamin’ny sabotsy 28 mey alina tamin’ny 11 teo ny filoha Hery Rajaonarimampianina rehefa avy any Torkia ary nandalo tany Frantsa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Mey 2016
Politique.Printsy Ravelonanosy Te hitondra an’i Madagasikara

Nandritra ny lanonana natao teny amin’ny Rovan’Ilafy ny faran’ny herinandro teo no nanambaran’ny Printsy Ravelonanosy na Ravelonanosy Bruno izay ben’ny tanànan’Ilafy fa manam-paniriana hitondra an’i Madagasikara ny tenany mba hahafahany manasoa bebe kokoa hatrany ny vahoaka Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Mey 2016
Politique.Kolikoly ataon’ireo tandapa eny Iavoloha Efa manadihady ny BIANCO

Mahaleotena ny «Bureau Indépendant Anti-Corruption» eto Madagasikara, hoy ny tale jeneraliny Andriamifidy Jean Louis.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Mey 2016
Politique.Senatera Lylison Natao sorona

Telo andro taorian’ny nisavana ny trano fonenany teny Ambohipo dia tsy mbola fantatra mazava ny misy ny senatera Lylison amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
FTT