- Alarobia 01 Jona 2016
Politique.Senatera Lylison Miafina any amina masoivoho vahiny ?
Manalasala toy ny vozon’akoho ny toe-draharaha politika ankehitriny. Raha ny fangotrakotraky ny raharaha loholona Lylison René de Roland dia toa ireny tsy hilamina intsony ireny ny tany sy ny firenena. Tsy hitahita anefa dia nangina ho azy izy iny ary nety tsy nisy tohiny intsony.
Hamaky ny tohiny
