• Alakamisy 02 Jona 2016
Politique.Lapan’Iavoloha Nanorenana « hangar » hametrahana « jet »

Miampy isa ny fotodrafitrasa miorina eny Iavoloha, misy ny Lapam-panjakana eny. Anisan’ny zava-baovao eny izao ny fisiana « hangar »

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Jona 2016
Politique.Mahafaly Olivier Nandamina ny dosie andramena any Singapour ?

Ankamantatra ! Ombay mitady ny praiminisitra Mahafaly Olivier ! Tsy misy vaovao ofisialy mivoaka momba azy, nefa izy niala teto Madagasikara, efa hatramin’ny faran’ny herinandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Jona 2016
Politique.PM Mahafaly Olivier Lasa mangingina any Nouvelle Guinée ?

Tsy eto an-toerana ny praiminisitra ! Izay indray no resaka mandeha. Ny mahagaga dia any an-dalatsara any no ahenoana an’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Jona 2016
Politique.« Collectif des syndicats » Hanao fanambarana lehibe anio

Hifamotoana etsy Ampandrana anio ny fivondronan’ireo sendika lehibe eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Jona 2016
Politique.Fanakatonana ny Magro Misy ambadika politika

Nanazava ny fandikan-dalàna hita tamin’ny fampiharana ny didy miaro fampihorohoroana fanakatonana ny vavahady miaraka amin’ireo entana ao anaty kaontenera eny Ankorondrano avy amin’ny minisiteran’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Jona 2016
Politique.HCDDED Rabetafika Fulgence no solontenan’ny Antenimieram-pirenena

Voafidy omaly ny solontenan’ny Antenimieram-pirenena eo anivon’ny Filankevitra ambony momba ny fiarovana ny demokrasia sy ny Fanjakana tan-dalàna (HCDDED).

Hamaky ny tohiny
FTT