• Sabotsy 04 Jona 2016
Politique.Fiarovana ireo trozona Mirotsaka an-tsehatra ny orinasa STAR

Mandray anjara feno amin’ny fiarovana ny trozona eo Madagasikara ny orinasa Star.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Jona 2016
Politique.Depiote Mandany volam-bahoaka fotsiny

Iray volana nivoriana, tsy nahalany lalàna na iray aza ny eny Tsimbazaza.Fomba fiasa sa fandaniana andro nefa ny volam-bahoaka lany ?

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Jona 2016
Politique.Antenimierandoholona-Banky Iraisam-pirenena Hifanome tanana hampiroborobo ny fambolena sy indostria

Nihaona tamin’ny Filohan’ny Antenimierandoholona Honoré Rakotomanana tetsy amin’ny Lapan’Anosikely omaly alakamisy 2 Jona ny Solontena avy amin’ny Banky Iraisam-pirenena miasa sy monina eto Madagasikara Ramatoa Coralie Gevers.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Jona 2016
Politique.Hery Rajaonarimampianina Mitety faritra mamono afo

Hihazo an’i Toamasina ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina anio. Anisan’ny anton-diany any ny hitokana ny foiben’ny « Protection civile », isiana vondron-tafika nomena fiofanana manokana momba ny vonjy voina, indrindra amina loza voajanahary.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Jona 2016
Politique.Ady amin’ny kolikoly Rafitra tena hahaleotena ny PAC

Ho rafitra mahaleotena amin’izay, tsy azon’iza na iza baikoana intsony no hapetraka eto amintsika manomboka izao hoenti-miady amin’ny kolikoly na ny PAC ( Pôles Anti-Corruption)

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Jona 2016
Politique.Tondrozotra – « Pacte de responsabilité » Mbola manan-kery ve ?

Marisarisa, feno disadisa ny fiainam-pirenena. Mibaribary izany hatrany an-tampon’ny fitondrana ary miitatra eny amin’ny fiarahamonina.

Hamaky ny tohiny
FTT