• Alatsinainy 06 Jona 2016
Politique.Tahotra siotsioka daholo ve ?

Natao ny famaranana tamin`ny baolina lavalava, amboaran`ny prezida : tsy tonga ise ry Jean na dia efa naroso ho andro sabotsy aza io mba tsy hifanitsaka tamin`ny andro nivoahan`ise tany ivelany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jona 2016
Politique.Fetin’ny 26 jona Nisokatra omaly ny fankalazana

Nisokatra tamim-pomba ofisialy omaly manerana ny Nosy ny fankalazana ny faha-56 taona niverenan’ny fahaleovantena malagasy sy ny faha-56 taonan’ny foloalindahy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Jona 2016
Politique.Rajaonarimampianina Niaiky fa tsy mahavita azy !

Nanararaotra ny fitokanana ny « centre d’urgence civile » tao Barikadimy Toamasina omaly ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina mba hamaliana bontana ireo manakiana azy sy nitondrany ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Jona 2016
Politique.Dr Rakotomaharo Tsinjo Nahanton’ny “Conseil d’Etat” ny fandroahana azy

Nahanton’ny Filankevi-panjakana, araka ny didy nivoaka omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Jona 2016
Politique.Honoré Rakotomanana Nihaona tamin’ny SADC

Tonga nitsidika ny filohan'ny Antenimierandoholona Honoré Rakotomanana, teny amin’ny Lapan’Anosikely omaly zoma, Atoa Victor Shale « Consultant en Gouvernance et Eléction » eo anivon'ny Vondrona

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Jona 2016
Politique.AMBOHITSOROHITRA

Ben'ny tanàna vitsivitsy no nantsoina tao Ambohitsorohitra, omaly, amin'ny hanatsarana ny Kaominina. Anisan'izany ny eny Ivato amin'ny hanamboarana ny tanàna, indrindra fa ny tsena.

Hamaky ny tohiny
FTT