• Alatsinainy 08 Aogositra 2016
Politique.Marc Ravalomanana Manelingelina ny HVM ...

Re araka ny fivoriana tsy ofisialy nataona lohandohan'ny mpisorona vitsivitsy avy ao amin'ny antoko HVM fa mitsivalana tanteraka amin'ny maha kandida filoha an'i Marc Ravalomanana izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aogositra 2016
Politique.Lalànan’ny serasera Mety hampiongana ny fitondrana

Samy miandry izay ho valin-tenin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ny mety handavany na hanekeny ilay fehezan-dalàna hifehy ny serasera izay efa nolanian’ny Antenimiera roa tonta ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aogositra 2016
Politique.Atsimo Atsinanana Hametraka lehiben’ny Faritra ireo Ampanjaka ?

Nisy fihaonan’ireo Ampanjaka rehetra Toho-Troky, ivondronan’ny Foko enina ao Farafangana dia ny Rabakara, Antesaka,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aogositra 2016
Politique.Mpanao politika Malagasy Tsy maharesy lahatra ny vahoaka intsony

Miaiky ny tsy fahatokisan’ny vahoaka azy ireo intsony ny mpanao politika Malagasy. Niova rahateo ny fomba fanaovana politika eto Madagasikara hatramin’ny nisian’ny fanonganam-panjakana ny taona 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 06 Aogositra 2016
Politique.Raharaham-pirenena Mikatso tanteraka, hoy ny ACS

Nanao antso ho an’ny Malagasy maneran-tany omaly teny amin’ny Panorama Andrainarivo ireo loholona tranainy mivondrona ao anatin’ny “

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 06 Aogositra 2016
Politique.Antoko ARRMA Tsy tokony hatao eto ny Frankôfônia

Latsaka an-kady ny firenena, hoy ny filohan’ny antoko « Alliance pour la Refondation et la Renaissance de Madagascar »

Hamaky ny tohiny
FTT