• Alakamisy 11 Aogositra 2016
Politique.Gadra politika mila voatsiary Tsy mahalala afa tsy tombontsoa

Tsy misy tahotra sy henatra intsony ny fomba firesaka sy fihetsiky ny mpanao politika sasany eto amin’ny firenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aogositra 2016
Politique.Jerry Ratsimandresy Mila manapa-kevitra isika malagasy

Raha mba nisy ny fijerena ifotony ny zava-nisy rehetra, hoy ny tan-tsoroky ny AFP, Jerry Ratsimandresy, dia tsy ho tonga amin’izao hetsika hotanterahina amin’ny 19 aogositra izao ny AFP.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aogositra 2016
Politique.Organes Rakotomihantarizaka “Tsy maintsy hidina an-dalambe aho”

Tazana teny amin’ny Live Hotel Andavamamba omaly nandritra ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety nataon’ny AFP ny minisitry ny filaminam-bahoaka

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aogositra 2016
Politique.Ranjivason Jean Théodore Tsy mety miresaka

Saika tazana foana nanotrona ireo fivoriam-panoherana nisy tato ho ato, ny minisitra teo aloha, Ranjivason Jean Théodore.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aogositra 2016
Politique.Hetsika tsy misy fahazoan-dalana Efa lasa lamaody eto an-drenivohitra

Maro ny hetsika voalaza fa tsy nahazoan-dalana naparitaky ny Emmoreg. Maro tamin’izy ireny no tsy nahazoana tokoa. Ny sasany kosa nanalasala ireo mpanara-baovao hatrany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aogositra 2016
Politique.Depiote TIM Boriborintany faha-6 Manampy ny tanora ao anaty fialantsasatra

Ambaran’ireo solombavambahoakan’i Madagasikara fa ao anatin’ny antsoina hoe “Vacances parlementaires” ry zareo anketriny. Ankoatra ireo nanatanteraka ny tatitra ho an’ny vahoaka nifidy azy avy ary araka ny voafaritry ny lalàna,

Hamaky ny tohiny
FTT