• Sabotsy 06 Aogositra 2016
Politique.Pr James Ratsima « Avo lenta ny fanakorontanana eto amintsika »

Naneho ny heviny mikasika ny fisavorovoron’ny raharaham-pirenena eto amintsika ny profesora James Ratsima omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 06 Aogositra 2016
Politique.Mpanongam-panjakana Mody tia tanindrazana !

Mitotongana tanteraka ny fiainam-pirenena ankehitriny. Mifatratra any amin’ny mpitondra ny rihitra satria mibaribary ny tsy fahaiza-mitantana ny firenena. Iarahan’ny rehetra manaiky

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 06 Aogositra 2016
Politique.Fanjakana miady an-trano Ho rava ho azy, hoy i Riribe

Tsy mitsahatra manome soso-kevitra ny filoham-pirenena hoentina hanatsarana ny fiainam-pirenena eto Madagasikara i Riribe na Rakotomalala Henri hatramin’izay, amin’ny maha mpanao politika azy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 06 Aogositra 2016
Politique.Mpanao politika Malagasy Tsy maharesy lahatra ny vahoaka intsony

Miaiky ny tsy fahatokisan’ny vahoaka azy ireo intsony ny mpanao politika Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 06 Aogositra 2016
Politique.Dinozaoro midongy seza

Mba nangingina tao ho ao ireo “dinaozoro politika” dia izao indray fa tonga masiaka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 06 Aogositra 2016
Politique.Harinaivo Rasamoelina Rehefa manaiky demokrasia dia tokony hanaiky ny fampiharana azy

Nihodinkodina fotsiny hatramin’izao ny raharaham-pirenena teto amintsika, araka ny fijerin’ny CST teo aloha Harinaivo Rasamoelina azy.

Hamaky ny tohiny
FTT