• Zoma 05 Aogositra 2016
Politique.Mikorapa ny ao an-dapa Hanala ireo be vinany ny filoha ?

Mandeha ny feo fa hisy ny fanadiovana ireo olona manodidina ny filoha Hery Rajaonarimampianina ka maro ireo lohandohan’ny mpisorona mety hoesorina

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aogositra 2016
Politique.Rodoben’ny RMTF Mila ravana ny rafitra rehetra misy eto

Mahita ireo olom-pirenena, fikambanana, fiarahamonim-pirenena, vondrona sy antoko politika mivondrona ao amin’ny Rodoben’ny Malagasy tia tanindrazana ho amin’ny fanorenana ifotony ( RMTF)

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aogositra 2016
Politique.Fahazoana famatsiam-bola Hentitra ny fepetra napetraky ny FMI

Tsy azoazo foana fa misy takalony ilay famatsiam-bola FEC (Fond Elargi de Crédit) avy amin’ny tahirimbola iraisam-pirenena na ny FMI.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aogositra 2016
Politique.Tsiamalao - Befandriana Nidoboka am-ponja ilay Ben’ny tanàna TIM

Voatazona am-ponja vonjimaika ao Mandritsara nanomboka ny talata teo ny Ben’ny tanànan’i Tsiamalao, Distrikan’i Befandriana Avaratra,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aogositra 2016
Politique.Ségolène Royal Tsy ho avy eto Madagasikara indray

Efa herintaona mahery no niketrehana ny fiavian’ny minisitry ny tontolo iainana, ny angovo ary ny ranomasina frantsay Ségolène Royal eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aogositra 2016
Politique.Hosoka sy ady tany Any am-ponja i Alain Ramaroson

Nidoboka any am-ponjan’Antanimora nanomboka omaly Atoa Alain Ramaroson filohan’ny antoko Masters ary efa filoha lefitra misahana ny filaminana sy fandriampahalemana tao amin’ny filankevitra ambonin’ny tetezamita (CST).

Hamaky ny tohiny
FTT