• Alarobia 10 Aogositra 2016
Politique.Ady amin’ny fampihorohoroana Hotsirihana ireo toerana mampiahiahy

Nandritry ny 2 andro dia nifampizara traikefa tetsy Anosy mikasika ny resaka ady amin’ny famotsiam-bola ny asa fampihorohoroana ny teo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Aogositra 2016
Politique.Diaben’ny Fahafahana 10 Aogositra Efa tantara sisa ?

10 aogositra 1991 ! Daty manan-tantara teto Madagasikara izany nisian’ny “Diaben’ny fahafahana”.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aogositra 2016
Politique.Fivorian’ny Frankofonia Fahafaham-baraka goavana

Ao anatin’ny 3 volana no tsy maintsy hamitana ny fotodrafitrasa handraisana ny Fivoriana an-tampon’ny Frankofonia hatao ny 22-27 novambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aogositra 2016
Politique.Alain Ramaroson Naverina eny Antanimora

Omaly alatsinainy tamin’ny 9 ora maraina no fotoana voatondro hanaovana ny fanadihadiana an’i Alain Ramaroson, teny amin’ny lapan’ny fitsarana Anosy. Maro ireo mpanao gazety tonga teny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aogositra 2016
Politique.DIS-TIM I sy Association Mitambatra Nandamina ny fomba fiasa

Nihetsika indray ny DIS-TIM Boriborintany voalohany notarihan’ny filohany Rakotomamonjy Philippe ka niara-nikarakara hetsika baolina kitra tamin’ny “Association Mitambatra”

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aogositra 2016
Politique.Mpitondra nampanjaka vahoaka Saika maty nisy namono avokoa

Faha-16 tamin’ny filoham-pirenena Amerikanina ary niezaka nampandray anjara ny vahoaka nentiny tao anatin’ny raharaham-pirenena tamin’ny fiandohan’ny taonjato faha-19 i Abraham Lincoln.

Hamaky ny tohiny
FTT