• Sabotsy 13 Aogositra 2016
Politique.Dama Mahaleo “Mpandatsa-bato fa tsy mpifidy no betsaka eto”

Mitohy hatrany ny resadresaka nifanaovana tamin’i Dama Mahaleo na Rasolofondraosolo Zafimahaleo, mikasika ny fahitany ny raharaham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Aogositra 2016
Politique.Fibodoan’ny Frantsay tanin’olona Niantso vonjy amintsika ny Kaomorianina

Nitatatata, omaly, nandritra ny fihaonany tamin’ireo mpanao gazety nasainy teny Ambatonakanga ilay mpahay lalàna sady mpahay politika Kaomorianina Ali Abdou Alidi,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Aogositra 2016
Politique.Mpanao gazety zokiolona Mitovy ny adintsika sy ny Kaomorianina

Efa lany eo anivon’ny firenena mikambana, hoy ny solontenan’ireo mpanao gazety zokiolona, omaly, fa antsika ireo nosy manodidina antsika raha nanazava tamin’ireo mpanao gazety tonga teny ambatonakanga mikasika ny fifandraisan’ny raharaha îles éparses sy ny nosy Mayotte.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Aogositra 2016
Politique.Vahoaka Malagasy Mandefitra loatra !

Tia milamina sy fatra-panaja ireo soatoavina mandala ny fihavanana ny vahoaka Malagasy. Hendry sy mahari-pery ary tena mankatò ihany koa ny rindra mifehy ny fiarahamonina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Aogositra 2016
Politique.Marc Ravalomanana Akaikin’ny vahoaka hatrany

Any Mahajanga nanomboka omaly Atoa Marc Ravalomanana, sady miala sasatra no miresaka sy mihaino ireo Malagasy sendra azy na eny an-dalana io na amin’izay faritra nijanonany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aogositra 2016
Politique.Fanoherana ny fanjakana Ho avy ny grevy eny Analakely

Dila ny fe-potoana 30 andro nangatahan’ny «Antso ho Fanavotam-Pirenena» na AFP hamindran’ny filohan’ny Repoblika ny fahefana amin’ny filohan’ny Antenimierandoholona.

Hamaky ny tohiny
FTT