• Alarobia 07 Septambra 2016
Politique.Toe-draharaha politika Nifoha indray ny CRN

Nifoha tamin’ny torimasony ny CRN na ny Komity ho an'ny fampihavanam-pirenena ka milaza ny hanatevin-daharana ny "Malagasy Mivondrona ho an'ny Fanorenana" (MMF).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Septambra 2016
Politique.Fiainam-pirenena Baranahiny !

Resahana foana ny hoe tany tan-dalàna rehefa ny tombontsoan’ny mpitondra eto amin’ny firenena no arovana. Malaza izany amin’ny resaka fiarovan-tseza sy fisakanana ny hetsika politika manozongozona ny mpitondra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Septambra 2016
Politique.Marc Ravalomanana “Manana sata manokana”

“Manana sata manokana Atoa Marc Ravalomanana dia ny maha filoha teo aloha azy ary arovan’ny lalàna izy noho izay antony izay”, hoy ny lefitra faharoan’ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Andriamorasata Julien.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Septambra 2016
Politique.Drafi-pilaminana eto Madagasikara Nandaniana 2 taona maninjitra

Miditra amin’ny herinandro farany ny atrikasa fandinihana ilay paikady fampiharana voarakitra ao anatin’ny politika ankapobeny fanavaozana ny filaminana nanomboka ny 29 aogositra 2016 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Septambra 2016
Politique.Fitondrana HVM Mipi-kelika

Nahazo aina indray Atoa Rajaonarimampianina taorian’ireo fanehoan-kevitra samihafa tato ho ato manohitra ny hisian’ny fifidianana mialoha ny fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Septambra 2016
Politique.Hery Rajaonarimampianina sy Andry Rajoelina Be sinema

Am-bolana maro izay no nalaza ny fitakiana politika teto amin’ny firenena. Fantatra fa olona tamin’ny andron’ny tetezamita

Hamaky ny tohiny
FTT