• Talata 30 Aogositra 2016
Politique.Toe-draharaha efa mafampana Mandranitra ny Filoha

Valin-teny feno fihantsiana no nasetrin’ny Filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina ny fitakian’ny mpanohitra ny hialany tsy misy hatak’andro eo amin’ny toerany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aogositra 2016
Politique.Firenena Mikambana Marefo ny tontolo politika malagasy

Hifarana anio ny atrikasa manokana nandritry ny roa andro, tanterahina etsy Ankorondrano, izay nampiofanin’ny avy eo anivon’ny Firenena Mikambana ireo solontena avy amina antoko politika miisa 60 eto Madagasikara momba ny fampivoarana izay tontolo politika izay eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aogositra 2016
Politique.Fivorian’ny SADC Lasa any Swaziland ny PM Mahafaly Olivier

Nitarika ny delegasiona malagasy hamonjy ny fihaonana an-tampon’ny vondrom-pifanakalozana aty Afrika Atsinanana na SADC ny praiminisitra lehiben’ny governemanta Solonandrasana Mahafaly Olivier.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Aogositra 2016
Politique.Mitsangana ry Malagasy Tsy mahandry 2018

Hanambatra ny heriny hanongana ny fitondrana HVM ny mpanohitra. « Tsy zakan’ny ain’ny vahoaka Malagasy intsony raha mbola hajanona hatramin’ny taona 2018 izao fitondrana mijoro izao »,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Aogositra 2016
Politique.Omer Beriziky “Avereno amin’ny tompony ny lakile !”

Roa taona mahery, tsy hita izay tena zava-bitan’izao fitondrana mijoro izao, hoy ny praiminisitra teo aloha, Omer Beriziky,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Aogositra 2016
Politique.Gangstabab Nivantambantam-piteny

Antoko politika faha-190 niforona eto Madagasikara sy voarakitra amin’ny rejisitry ny antoko politika eo anivon’ny minisiteran’ny Atitany ny Antoko Politika Madio na ny APM, araka ny fanazavan’ny filohany, Rakotoarisoa

Hamaky ny tohiny
FTT