Politique

Marc Ravalomanana “Manana sata manokana”


  • Talata 06 Septambra 2016

“Manana sata manokana Atoa Marc Ravalomanana dia ny maha filoha teo aloha azy ary arovan’ny lalŕna izy noho izay antony izay”, hoy ny lefitra faharoan’ny Ben’ny tanŕnan’Antananarivo Andriamorasata Julien.

Antony goavana tsy tokony hanesoran’ny fanjakana azy amin’ny taniny izany raha ny lalàna 2013/001 tamin’ny 29 jolay 2013 no jerena. Miangavy aho ny mba hijeren’ny fitondram-panjakana isan’ambaratongany ny ara-dalàna. Tsy tokony hiresaka fakana tany akory rehefa tsy hanaja ny dingana rehetra. Notsiahiviny fa ao anatin’ny herintaona no faharetan’ireo dingana atao raha tiana ny haka tanin’olona fa tsy am-bolana toy ity eny Andohatapenaka ity.

Mirija

.

                  

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT