• Zoma 09 Septambra 2016
Politique.Takona ny hetsika politika Mahazo vahana ny ara-pivavahana

Miha mahazo vahana tato ho ato ny famorian’olona amin’ny endriny maro. Nanao ny azy ny mpanao politika fa tsy dia nahazo olona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Septambra 2016
Politique.Sylvain Rabotoarison « Asan’ny FFKM andavanandro ny fampihavanana »

Nanotrona ny fisokafana amin’ny fomba ofisialy ny hetsika ara-toekarena, Voatra tetsy Analakely omaly, ny filohan’ny filankevi-pirenen’ny fampihavanam-pirenena, ny jeneraly Rabotoarison Charles Sylvain.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Septambra 2016
Politique.Québec - Canada Diplaomaty gasy manalabaraka

Sady efa karamaina lafo no andaniana volam-bahoaka, nefa manao toetra tsy mendrika manalabaraka ny firenena malagasy any ivelany any.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2016
Politique.Hery Rajaonarimampianina Nijabaka

Marisarisa ny raharaham-pirenena nefa mbola manangam-pahavalo ihany ny mpitondra HVM.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2016
Politique.Rakotoamboa Jean Louis Mila fifampiresahana eto !

Olana fototra mahatonga ny tsy filaminana eto amin’ny firenena tao anatin’izay 56 taona niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara izay ny tsy fisian’ny fototra demokratika mampanjaka ny “tenierana ifampifehezan’ny mpitondra sy ny vahoaka entina”,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2016
Politique.Rafidimanana Narson “Avy amiko ny baiko !”

Nampiaka-peo mikasika ny raharaha Andohatapenaka ny minisitra misahana ny tetikasan’ny filoham-pirenena sy ny fanajariana ny tany ary ny fampitaovana, Rafidimanana Narson.

Hamaky ny tohiny
FTT