- Alatsinainy 05 Septambra 2016
Politique.Didier Ratsiraka Mitsipaka ny fifidianana alohan’ny fotoana
Niala tamin’ny fahanginany ny filoham-pirenena teo aloha sady filoha mpanorina ny antoko Arema, Didier Ratsiraka.
Hamaky ny tohinyNiala tamin’ny fahanginany ny filoham-pirenena teo aloha sady filoha mpanorina ny antoko Arema, Didier Ratsiraka.
Hamaky ny tohinyTelo taona taorian’ny nametrahana fitoriana mikasika ny fahalotoan’ny fifidianana tamin’ny taona 2013 miisa 600 mahery dia nanambara ny mpisolovava, Rakotomalala Rija, anisan’ny nanara-maso ireo fitoriana.
Hamaky ny tohinyNitondra ny heviny mahakasika ny raharaham-pirenena mafampana amin’izao fotoana izao ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana omaly.
Hamaky ny tohinyMitohy ny fihantsiana ataon’ny mpitondra ny mpanohitra.
Hamaky ny tohinyAny amin’ny fiarahamonim-pirenena no iafenan’ireo mpanohitra, araka ny fanazavan’ny mpandinika politika, Toavina Ralambomahay.
Hamaky ny tohinyTontosaina ao Swaziland mandritra ny roa andro nanomboka omaly ny fihaonana an-tampon’ny SADC (Southern African Development Community) andiany faha-36.
Hamaky ny tohiny