• Alakamisy 08 Septambra 2016
Politique.Sylvain Rabetsaroana “Hitsapa hery izahay”

55 eo amin’izao fotoana izao no isan’ireo vondrona sy antoko politika manatevin-daharana ny hetsika Malagasy Mivondrona ho an’ny Fanorenana,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2016
Politique.Pety Rakotoniaina “Mampirisika ny halatra omby ny Fanjakana”

Miaina ao anaty tsy filaminana ny mponina eto Madagasikara ankehitriny, indrindra ny any amin’ny faritra ambanivohitra, noho ny afitsoky ny dahalo izay tena miravaka fitaovam-piadiana mahery vaika tokoa, hoy Atoa Pety Rakotoniaina filohan’ny antoko Tambatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2016
Politique.Dama Mahaleo Mila mpifidy isika fa tsy mpandatsa-bato

Resaka tsy mety vita ny fahantrana sy ny hoavin’i Madagasikara. Ranolava ny fanehoan-kevitra. Manana ny fahitany izany i Zafimahaleo Razafindraosolo na Dama.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2016
Politique.TAPANY FREE NEWS

Lanonam-be omaly tetsy amin’ny Villa Pradon Antanimena tamin’ny fanokafana ny laharana 000 ny gazety an-tsoratra vaovao Free News izay ao anatin’ny vondrona Free.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2016
Politique.AREMA Mahajanga Velona indray raha natoritory hatrizay

Nanamarika ny fankalazana ny faha-40 taona nijoroan’ny antoko Arema tao Mahajanga, ny fananganana ny biraon’ny mpitantana ny Akanin-jaza Arema ao Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Septambra 2016
Politique.Lalao Ravalomanana Hametraka fitoriana

Manan-jo hahalala ny zava-misy rehetra mitranga eto Antananarivo Renivohitra ny vahoaka manoloana ny zava-nitranga ny fiandohan’ny herinandro teo, hoy ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
FTT