• Alakamisy 23 Febroary 2017
Politique.Tonga masiaka i Dadavalo sy Rajoelina Mihorohoro ny HVM

Fifidianana malalaka tsy misy sakantsakana no andrandrain’ny rehetra amin’ny taona 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Febroary 2017
Politique.Sahia ry Gasy Ndao « Mbola mamim-bahoaka ny filoham-pirenena »

Nifampiarahaba noho ny fahatrarana ny taona tetsy amin’ny live hotel 67 hektara omaly ry zareo mpikambana ao anatin’ny Sahia ry Gasy Ndao (SGN) na ilay vovonana ho an’ny fiarovana ny repoblika fahefatra sy ny fiandrianam-pirenena izay tarihin’ny depioten’i Moramanga, Charles Randriamahefa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Febroary 2017
Politique.Antoko TAMAMI “Omeo fahefana ny faritra ! »

Ny nanovana ny didim-pitondrana tamin’ny taona 1973 izay misy andininy 3 dia ny andininy 012, 013 ary 014, hoy ny filohan’ny antoko TAnora Malagasy MIroso (TAMAMI), Samihary Floriot, no fototry ny olana eto amintsika amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Febroary 2017
Politique.Berija Ravelomanantsoa Izay misy vola ihany no akama !

Nivahiny tamina onjam-peo tsy miankina iray i Berija Ravelomanantsoa omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Febroary 2017
Politique.Marc Ravalomanana Tsy matahotra fifidianana ny TIM

Mitaky fifidianana demokratika, mangarahara sy tsy manavaka ny fianakaviambe iraisampirenena ary miandrandra voka-pifidianana lavitry ny hala-bato sy safidim-bahoaka malalaka tsy misy fanodinkodinana ihany koa ny olom-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Febroary 2017
Politique.Fampihavanana sy fitoniana Vonona tokoa ve ireo mpanao politika ?

Hifarana anio indray, etsy amin’ny carlton Anosy, ny atrikasa iray izay natomboka omaly natokana ho an'ny antoko politika ary miompana amin’ny tarika sy fampanjakana ny fandriampahalemana sy ny demokrasia eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
FTT