- Alatsinainy 27 Febroary 2017
Politique.Anandra Norbert Tokony ho tsaraina ?
Tsy andrenesam-peo intsony na ny tompon’andraikitra voalohany eo anivon’ny mpitandro filaminana, na ny praiminisitra lehiben’ny governemanta, na ny filoham-pirenena sady filoha faratampon’ny foloalindahy manoloana ilay loza tsy roa aman-tany nitranga tany Befandriana Avaratra.
Hamaky ny tohiny