- Talata 21 Febroary 2017
Politique.Fitsarana an'i Lylison Ara-dalàna tsara, hoy ny minisitra
Manoloana ny didim-pitsarana nivoaka ny 14 febroary, manameloka ny loholona Lylison higadra an-tranomaizina 1 taona sazy mihatra
Hamaky ny tohinyManoloana ny didim-pitsarana nivoaka ny 14 febroary, manameloka ny loholona Lylison higadra an-tranomaizina 1 taona sazy mihatra
Hamaky ny tohinyTontosa omaly tolakandro teny amin’ny foiben’ny Vaomiera mahaleotena mpikarakara ny fifidianana (CENI) eny Alarobia ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa ho fanohanana ireo fifidianana eto
Hamaky ny tohinyHahatratra ny faherintaonany amin’ny aprily 2017 sa ho rava alohan’izay ny governemanta Solonandrasana Mahafaly Olivier ? Re miverimberina tato ho ato mantsy ny hanovana io governemanta am-perinasa io.
Hamaky ny tohinyTontosa ny alahady 19 febroary 2017 ny fifampiarahabana ny taona vaovao 2017 ho an’ny vehivavy Tiako I Madagasikara boriborintany faha-6. Nahatonga solontena avokoa ireo mpikambana avy amin’ny FOKOTIM 31 izay nanodidina ny 250.
Hamaky ny tohinyNy 27 desambra 2016 teo no nivoaka ny fonjan'Antanimora rehefa notanana 17 andro tao ny filoha lefitry ny vondrona Mapar Augustin Andriamananoro. Tsy re feo intsony izy nanomboka teo.
Hamaky ny tohinyNifamotoana teny Ilaivola ny sabotsy 18 febroary 2017 teo ireo mpikambana Tiako I Madagasikara ao anatin’ny kaominina ambanivohitra Ivato.
Hamaky ny tohiny