• Sabotsy 25 Febroary 2017
Politique.Fanovana governemanta Hanadio tena sy hanao propagandy ny HVM

Tsy mbola mety tanteraka ny fanovana governemanta hatramin’izao na efa ny fiandohan’ny volana janoary aza no nivoahan’ny resaka amin’ny hanovana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Febroary 2017
Politique.Fanovana governemanta Hanadio tena sy hanao propagandy ny HVM

Tsy mbola mety tanteraka ny fanovana governemanta hatramin’izao na efa ny fiandohan’ny volana janoary aza no nivoahan’ny resaka amin’ny hanovana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Febroary 2017
Politique.Fisoratana anarana ao anaty lisi-pifidianana Hampandraisana anjara adidy ny vehivavy sy ny tanora

Nikarakara «atrikasa ho fanentanana ireo vehivavy sy tanora mikasika ny anjara adidiny amin’ny maha olom-pirenena azy ireo amin’ny fisoratana anarana ao anaty lisi-pifidianana».

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Febroary 2017
Politique.Marc Ravalomanana Hihaona amin’ny vahoakan’Alaotra

Andrasana ao Ambatondrazaka ny filoha teo aloha sady filoha nasionalin’ny antoko Tiako i Madagasikara, Marc Ravalomanana anio sabotsy 25 febroary 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Febroary 2017
Politique.Fanjakana Malagasy Manary 750 tapitrisa dolara isan-taona

Mitentina 500 hatramin’ny 750 tapitrisa dolara isan-taona ny vola very amin’ ireo harena an-dranomasina eto Madagasikara noho ny lafiny tsy filaminana, araka ny fanehoan-kevitry ny filoha Hery Rajaonarimampianina teny amin’ny Carlton Anosy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Febroary 2017
Politique.Hita ny misy an'i Lylison Ho avy ny fisamborana ...

Taorian’ny fametrahana taratasy mangataka ny hevitry ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) nataon’ny filohan’ny antenimierandoholona mikasika ny raharaha loholona Lylison René de Rolland ny 27 janoary, dia namoaka ny heviny ity andrim-panjakana ity omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT