• Alarobia 22 Febroary 2017
Politique.Marc Ravalomanana « Tsy misy ni…ni izany eo »

Efa eto aho izao, hoy ny filohan’ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM), Marc Ravalomanana, raha namaly ny fanontanian’ny mpanao gazety mikasika ny feo mandeha fa efa misy sahady ny sakantsakana isan-karazany mba tsy hilatsahany hofidiana ho filoham-pirenena amin’ny 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Febroary 2017
Politique.Omer Beriziky « Tanteraho ny hetahetam-bahoaka »

Tsy ny fanovana anaran-drafitra no zava-dehibe sy hitondra fiovana fa ny votoatiny, raha nanontanian’ny mpanao gazety mikasika ilay 12 miliara ariary hofenoina ao anatin’ny kitapom-bolam-panjakana izay nantsoina hoe PACEM taloha ary novana SACEM ankehitriny ny praiminisitra teo aloha Jean Omer Beriziky.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Febroary 2017
Politique.Loholona sy mpandraharaha iray Mandroba any Fianarantsoa

Loholona sy mpandraharaha iray efa malaza ho tsy azo kitikitihina noho izy ireo milaza fa akaikin'ny filoham-pirenena indray no voalaza fa manao fananararaotam-pahefana any amin’ny faritra Fianarantsoa any amin’izao fotoana izao, ka mihorohoro tanteraka ny mponina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Febroary 2017
Politique.Fiaiken-keloka sy fifonana Tsy sakana amin’ny fampiharan-dalàna

Ohabolana Malagasy tsy lefy laza mandrak’ankehitriny ny hoe “Ny heloka ibabohana mody rariny”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Febroary 2017
Politique.Fifidianana 2018 Taraiky Rajoelina, malalaka i Dadavalo

Resaka voizina amin’izao ny hoe “ni…ni…” mba hisakanana ireo kandida atahorana na dia milaza aza ny fanjakana HVM fa tsy misy ny sakantsakana rehefa mahafeno fepetra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Febroary 2017
Politique.Fitondran'ny HVM Fanjakan-jiolahy

Telo taona mahery kely izay no nitondran’ny fanjakana HVM an’i Madagasikara. Telo 3 taona vao mainka nampihemotra sy nampikorosy fahana ny firenena.

Hamaky ny tohiny
FTT