- Alarobia 01 Martsa 2017
Politique.DISTIM Tafatsangana koa ny any Sakaraha
Tafatsangana ny alatsinainy 20 janoary teo, tao amin’ny Lycée Soa tao an-toerana ny DISTIM vaovao ao amin’ny distrikan’i Sakaraha Faritra Atsimo Andrefana.
Hamaky ny tohinyTafatsangana ny alatsinainy 20 janoary teo, tao amin’ny Lycée Soa tao an-toerana ny DISTIM vaovao ao amin’ny distrikan’i Sakaraha Faritra Atsimo Andrefana.
Hamaky ny tohinyNamoaka fanambarana ny alakamisy 23 febroary 2017 teo ny Seces (Syndicat des Enseignants-Chercheurs et Chercheurs-Enseignants de l’Enseignement Supérieur).
Hamaky ny tohinyTsy takona afenina ny setrasetran’ny kortezin’ny olom-panjakana eto amintsika. Ny fiara nentin’ireo mpiambina ny filoham-pirenena indray no namoa-doza tany Mahajanga omaly.
Hamaky ny tohinyTsy mahafoy ny fanjanahantany ny mpitondra ankehitriny, raha ny fanazavan’ny filohan’ny antoko otrikafo, Rajaonah Andrianjaka, tetsy amin’ny biraony etsy Andravoahangy omaly.
Hamaky ny tohinyFifidiananana “Inclusives, democratiques, libres et transparentes” no ilaina eo amintsika amin’ny taona 2018, hoy i Me Hanitra Razafimanatsoa filoha lefitry ny Antenimierampirenena Malagasy.
Hamaky ny tohinyTamin’ny herinandro dia efa niaiky mihitsy ny minisitry ny fambolena sy ny fiompiana, Rivo Rakotovao fa miadana loatra ny fampandrosoam-pirenena eto amintsika,
Hamaky ny tohiny