Maro ny nilaza fa ny lalàm-pifidianana nisy ary mbola mitoetra eto amintsika izay nilaza ny tokony ho nipetrahan’ireo mpilatsaka hofidiana farafahakeliny 6 tsy an-kianto teto Madagasikara no nahatonga ireny hoe Ni …
Ni tamin’ny taona 2013 ireny. Ankehitriny kosa dia efa mahasahy milaza ny depiote Henri Charles Randriamahefa filohan’ny FIZAFA fa tokony hahazo hirotsaka hofidiana amin’ny fifidianana izay ho filoham-pirenena manaraka eo avokoa rehetra olom-pirenena Malagasy rehetra ka tsy voaheloka araka ny lalàna velona eto amin’ny firenena.
Ntsoavina Evariste
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.