- Talata 28 Febroary 2017
Politique.Rakotovao Rivo Tsikerain’ny olon’ny HVM
Zara fa nisy olona ny lanonana fifampiarahabana noho ny taona vaovao nataon’ny antoko Hery Vaovao an’i Madagasikara tao Mahajanga ny sabotsy 25 febroary teo.
Hamaky ny tohinyZara fa nisy olona ny lanonana fifampiarahabana noho ny taona vaovao nataon’ny antoko Hery Vaovao an’i Madagasikara tao Mahajanga ny sabotsy 25 febroary teo.
Hamaky ny tohinyTsy afa-miala amin’ny resaka fampihavanam-pirenena ny vahoaka Malagasy, hoy ny profesora Ranjeva Raymond.
Hamaky ny tohinyHiompana betsaka amin’ny asa sosialy ny dian’ny printsy Alexandre Louis Pierre Grimaldi avy any Monaco eto Madagasikara manomboka anio ankoatra ny fihaonana amin’ireo tompon’andraiki-panjakana Malagasy.
Hamaky ny tohinyMbola misy eto amintsika ny fanandevozana saingy miseho amin’ny endrika samihafa, hoy ry zareo avy eo anivon’ny fikambanana Za Malagasy manohitra ny fanandevozana,
Hamaky ny tohinySahy ary efa vonona handray fahefana amin’ny taona 2018 i Marc Ravalomanana sy Tiako i Madagasikara,izany no anton’ny fitsidiham-paritra sy fihaonana amin’ireo mpikambana TIM ary hanatontosoana fampihofanana ho an’ireo tompon’andraikitra rehetra ao amin’ny antoko manerana ny nosy.
Hamaky ny tohinyFanamarihana ny faha-50 taonan'ny jono makamba teto Madagasikara no natao eto anoloan'ny biraon’ny Antokon-draharaha misahana ny fifamoivoizana an-dranomasina sy an-tanety (APMF) eo amin'ny bord de la mer Mahajanga ny zoma lasa teo.
Hamaky ny tohiny