• Alakamisy 02 Martsa 2017
Politique.Rajaonarimampianina Hamono afo any Befandriana ?

Mbola tena mafana ny raharaha Befandriana Avaratra amin’izao fotoana izao ary lasa raharaham-pirenena mihitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Martsa 2017
Politique.Fisakana tsa hanim-boay Tsy hifanavaka loko politika eny Soanierana rahampitso alina

Mihetsika toy ny isan-taona ny terak’i Fisakana tsa hanim-boay ka hifampiarahaba noho ny fahatrarana ny taona vaovao 2017 amin’ny dihy alina eny amin’ny Cemes Soanierana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Martsa 2017
Politique.Andry Rajoelina sy Hajo Andrianainarivelo Miady sa manao sarimihetsika ?

Niara-dalana tamin’ny raharaha 2009 nisian’ny fanonganam-panjakana teto amin’ny firenena i Andry Rajoelina sy Hajo Andrianainarivelo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Martsa 2017
Politique.Mpanao politika Malagasy Matahotra ny hisian’ny antoko matanjaka

Lohahevitra nifampizaran’ireo antoko politika 44 nandray anjara tamin’ny atrikasa farany nokarakarain’ny Fandaharanasan’ny firenena mikambana ho amin’ny fampandrosoana ny 21 sy 22 febroary 2017 teo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Martsa 2017
Politique.Hatao fitaovana amin’ny 2018 Mijoro ny fikambanana isan-karazany

Manombaka mifoha tsikelikely indray ankehitriny ireo fikambanana isan-karazany, indrindra ireny fikambanam-paritra ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Martsa 2017
Politique.Dian’ny filoha tao Mahajanga Nisesy ny loza

Ny zoma 24 febroary dia efa fantatra fa ho avy ao Mahajanga ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina sy ireo mambra sasantsasany ao amin’ny governemanta.

Hamaky ny tohiny
FTT