- Zoma 03 Martsa 2017
Politique.Fitondrana HVM Mampibaribary ny fahantrana amin’ny fizaram-bary
Vonjy tavanandro, tsy mahafaka ny fijalian’ny vahoaka fa fanarontsaronana ny tsy fahaiza-mitondra sy ny halatra atao ny hetsika fizaram-bary itetezana faritra ataon’ny mpitondra ankehitriny, hoy ireo mponin’i Mahajanga.
Hamaky ny tohiny
