• Alakamisy 16 Martsa 2017
Politique.Depiote Nicolas Randrianasolo Lojika ny fanohanako ny filoham-pirenena

Lojika ny fanohanako ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina, hoy ny Depiote Randrianasolo Jean Nicolas avy any Betroka, raha namaly an’ireo fanakianana azy nivoaka an-gazety tao ho ao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Martsa 2017
Politique.Harinaivo Rasamoelina « Hatsangano ny governemanta iraisana ! »

Ny zava-misy amin’izao fotoana izao, ny tetika manontolo ataon’ny fitondrana na ny ivelan’ny fitondrana dia diso daholo, hoy ny antoko DHD Madagascar,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Martsa 2017
Politique.Fifidianana 2018 Ho resy Rajaonarimampianina ?

Hatreto aloha dia lohalaharana hatrany amin'ny fahazoana ny fandresena amin'ny fifidianana 2018 i Marc Ravalomanana raha ny tsapan-kevitra amin'ny tranokala no jerena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Martsa 2017
Politique.Fiarovana ny fitondrana Miasa mafy izy 3 lahy

Olona miisa 3 no tena tena mavitrika ao anatin’ny HVM sy miaro fatratra ny filoha amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Martsa 2017
Politique.Horonantsary momba an-dRavalomanana Hamoaka tsiambaratelo maro

Tsy nipetra-potsiny tao anatin’ny 6 taona tsy naha teto Madagasikara azy i Marc Ravalomanana fa niasa sy nifanerasera tamina olona maro be isan-tsokajiny ary efa niomana amin’ny fiverenany an-tanindrazana fa tsy hoe any dia tsy hita.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Martsa 2017
Politique.Bemarenina ny fanjakana Hiverina ny Magro ?

Efa tena nandefitra i Marc Ravalomanana raha ny zavatra niainany sy nampizakaina azy teto Madagasikara no dinihina. Naongana teo amin’ny fitondrana ka voatery nanao sesitany ny tenany tany ivelany.

Hamaky ny tohiny
FTT