• Alakamisy 09 Martsa 2017
Politique.Depiote Rakotomanjato Rodin « Ny vahoaka eny ifotony aloha »

Nasiam-panamboarana ny tetezana fampiasan’ny mponina ao amin’ny tapany atsinanan’ny kaominina Arivonimamo II.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Martsa 2017
Politique.Filoham-pirenena sy praiminisitra Tsy nisy tany Antsakabary

Ny minisitry ny asa vaventy, Eric Razafimandimby, izay sady minisitra mpiahy ny faritr’i Sofia no nirahin’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina sy ny praiminisitra Mahafaly Olivier,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Martsa 2017
Politique.Distim sy vehivavy TIM Boriborintany faha-6 Hanao DIABE hihazo ny Lapan’ny tanàna etsy Analakely

Ho fanohanana an'i Neny Lalao Ravalomanana izay vehivavy voalohany nitantana ny Renivohitr' ity Nosintsika ity dia ho avy hanohana sy ankahery azy amin’ny adidy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Martsa 2017
Politique.Andry Rajoelina Tsy ho kandida indray ?

Tsy arakaraka ny teny nataon’i Andry Rajoelina ny 12 febroary lasa teo ny fihetsiny amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Martsa 2017
Politique.Ravalomanana tany Antsirabe “1er tour dia vita…”

Tonga niatrika ny fambolen-kazon’ny Distim ny filoha Ravalomanana Marc ny sabotsy 4 martsa lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Martsa 2017
Politique.Fitondrana HVM Manomboka sahady ny tery vay manta

Io fa mipoitra ny toetrany ! Vao fankalazana ny 8 martsa dia efa manao tery vay manta ity fitondrana ity. Mibaribary izany eto an-drenivohitra, indrindra ny eny anivon’ny asam-panjakana toy ny minisitera.

Hamaky ny tohiny
FTT