• Zoma 24 Martsa 2017
Politique.Hetsiky ny MAGRO Amin’ny sabotsy ny fotoana

Tsy azo ekena ny don-tandroka isaky ny mihetsika sy ny fampiesonana. Nifanarahana tany am-boalohany fa ajanona ny hetsiky ny zanak’i Dada ao amn’ny Magro Behoririka,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Martsa 2017
Politique.Hery Rajaonarimampianina Lany henatra tanteraka ?

Mihantsy ady, miteniteny foana no anton-draharahan’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Martsa 2017
Politique.Minisitry ny atitany Tokony hosaziana, hoy i Doudou

Tsy naneho hevitra elaela mikasika ny raharaham-pirenena noho ny tsy fahasalamana ny filohan’ny hetsika dinika ho fanavotam-pirenena (DFP), Tolojanahary Maharavo na i Doudou, raha ny fanazavana nomeny omaly teny amin’ny fonenany eny Ambohipo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Martsa 2017
Politique.Antoko Tambatra “Mila ovaina ny lalàmpanorenana”

Naneho ny heviny momba ny raharaham-pirenena ny antoko Tambatra, tarihin’i Pety Rakotoniaina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Martsa 2017
Politique.Marc Ravalomanana Mitsoka ny rivo-pandresena

Saika miresaka sy manaratsy an’i Marc Ravalomanana avokoa ireo haino aman-jery mpomba ny mpitondra sy ny mpanongam-panjakana tamin’ny taona 2009 amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Martsa 2017
Politique.CUA sy sefom-pokontany Nampitovy tadin-dokanga

Niteraka resabe teto an-drenivohitra ny tsy nahitana an’ireo mari-pamantarana ireo kaominina Antananarivo Renivohitra toy ny saina, fitomboka…

Hamaky ny tohiny
FTT