• Alatsinainy 20 Martsa 2017
Politique.Marc Ravalomanana Manetsika ny “Diaspora Malagasy” any Eoropa

Naseho voalohany tany Copenhague-Danemark ny sabotsy 18 martsa teo ilay horonantsary « Return of a president.. »,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Martsa 2017
Politique.Fivorian’ny SADC Tsy nanan-kambara afa-tsy rivodoza ny Filoha Malagasy

Nandray anjara tamin’ny fivoriana tsy ara-potoan’ny vondrona SADC tany Swaziland ny sabotsy 18 martsa lasa teo ny filoha Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Martsa 2017
Politique.Marc Ravalomanana Lasa any Danemark

Mbola mitana ny lohalaharana i Marc Ravalomanana amin’izao fotoana izao, raha fifandresen-dahatra amin’ny vahiny no resahina. Hentitra sy manana ny foto-kevitra ijoroany, fa tsy mba manaiky lembenana amin’ny tsy rariny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Martsa 2017
Politique.Lalao Ravalomanana Nihaona tamin’ny AIMF tao Paris

Nivory tao amin'ny biraon'ny AIMF (Association Internationale des Maires Francophones) tao Parisy ny alakamisy lasa teo ny Sekretera Maharitry ny AIMF sy ny mpiara-miasa aminy ary Ramatoa Lalao Ravalomanana, Ben'ny tanànan'Antananarivo sy ny mpanolotsainy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Martsa 2017
Politique.Ny Rado Rafalimanana Nanakiana mafy ny mpitondra

Feno ihany ny fo ! Ny tenako indray no nomen’ny “Foundation Sheikh Mohammed Bin Rashid Al Makthoum Humanitarian & Charity” fankasitrahana noho ny fitsonjovana ny Malagasy, kanefa izy ireo no nanolotra sy mbola hanohana ireo antso ataontsika, hoy i Ny Rado Rafalimanana tao amin’ny tambajotram-pifandraisana “facebook” omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Martsa 2017
Politique.Kaominina Ambohijanaka Tsy nesorina izany ny Ben'ny tanàna

Tsy marina ny feo niely tamin’iny herinandro iny fa naato tamin’ny asany vonjimaika ny Ben’ny tanànan’ny kaominina Ambohijanaka Andriamatoa Alain Ratsimbazafy.

Hamaky ny tohiny
FTT