• Talata 14 Martsa 2017
Politique.Antalaha Niesona tao amin’ny Aéroport ny praiminisitra

Tonga ny mpandeha, ny mpanamory tsy hita. Niesona tao amin’ny seranam-piaramanidina Antalaha efa ho adim-pamantaranandro iray latsaka ny delegasion’ny governemanta notarihin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Martsa 2017
Politique.Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy 11 amin’ny 33 no hotendren’ny filoha

Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra ny herinanrdo lasa teo ny fananganana ny komity hisahana ny fifantenana sy fanendrena ireo mpikambana vaovao handrafitra ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy (FFM) amin’ny endriny vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Martsa 2017
Politique.Marc Ravalomanana Sokafy ny MBS !

Ela niandrasana izay didy havoakan’ny Filankevi-panjakana na “Conseil d’Etat” izahay, hoy ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana. Mba ela loatra, ka mampierireritra, raha fitoriana napetraka tamin’ny 2015 hatramin’izao tsy voatsara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Martsa 2017
Politique.Tsy antenaina i Andry Rajoelina Miezaka mitsoka afo ny ekipany

Miezaka mihetsiketsika fatratra ny ekipan’i Andry Rajoelina amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Martsa 2017
Politique.TIM Arivonimamo Nanatanteraka fambolen-kazo

Nanatanteraka fambolen-kazo niaraka tamin’ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM) tany amin’ny distrikan’Arivonimamo ny sabotsy teo ny filoha nasionalin’ny antoko, Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Martsa 2017
Politique.Kaominina Andoharanofotsy Nandaitra ny fanentanana ny mponina

Tsy nahitana rano niandrona mihitsy ny araben’Andoharanofotsy ny Alarobia sy omaly tontolo andro na dia nirotsaka tsy ato aza ny orana teto an-drenivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
FTT