• Talata 28 Martsa 2017
Politique.CUA- Région Ile-De France Mafonja ny fiaraha-miasa

Noraisin'ny Ben'ny tanàna Lalao Ravalomanana tao amin'ny Lapan'ny tanàna Analakely ny talen’ny fiaraha-miasa Iraisam-pirenena sy ny fizahantany eo anivon'ny Région Ile-De France, Eric Fajole omaly tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Martsa 2017
Politique.Fanamarihana ny 29 martsa 2017 Vonona ny TIM

Tsy avelan’ny Tiako I Madagasikara handalo fotsiny ny tsingerin-taona faha-70 nisian’ny tolom-panafahana tamin’ny 29 martsa 1947.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Martsa 2017
Politique.Toekarena sy fandraharahana Maka toerana ny Sinoa

Naharitra iray ora ny fihaonan’ny filoha Sinoa Xi Jinping sy ny filoha Malagasy Hery Rajaonarimampianina tao amin’ny Lapan’ny vahoaka tao Beijing omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Martsa 2017
Politique.FITSINJARAM-PAHEFANA TENA IZY Mbola maro ireo kaominina tsy misitraka azy

Mbola betsaka amin’ireo kaominina eto amintsika no tsy misitraka akory ny fitsinjaram-pahefana tena izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Martsa 2017
Politique.Marc Ravalomanana tany Frantsa Nahaliana tokoa ny « Diaspora Malagasy »

Tontosa ny faran’ny herinandro teo ny fihaonan’i Marc Ravalomanana tamin’ireo Malagasy monina sy miasa any Frantsa. Tao Paris renivohitra sy tany Toulouse no nanaovana ny fihaonana ary tonga maro be hatrany ireo Malagasy nanatrika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Martsa 2017
Politique.Fanjakana Rajaonarimampianina Manao fitondrana mpanjanaka

Lainga sy fitaka ary fampanantenana poak’aty no niainan’ny vahoaka Malagasy hatramin’ny 25 janoary 2014 nanaovan’ny filohan’ny Repoblika Rajaonarimampianina Hery fianianana teny amin’ny kianjambe monisipalin’i Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
FTT