- Alakamisy 30 Martsa 2017
Politique.TIM Atsimo Andrefana 1 er tour dia lany Ravalomanana
Nambaran’ny mpandrindra ny REG TIM any Atsimo Andrefana, Atoa Sazalahy Tsianihy fa manamafy ny tsy maintsy
Hamaky ny tohinyNambaran’ny mpandrindra ny REG TIM any Atsimo Andrefana, Atoa Sazalahy Tsianihy fa manamafy ny tsy maintsy
Hamaky ny tohinyNomarihina omaly ny tsingerin-taonan’ny tolom-panafahana nataon’ireo maherifo Malagasy nanohitra ireo mpanjanatany frantsay. Ivon’ny hetsika ny fahatsiarovana ny tranga nisy tao Moramanga ny 29 martsa 1947.
Hamaky ny tohinyMpiara-miasa sy mpiara-miombon’antoka tranainy indrindra amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny IMV (Institut des Métiers de la Ville) amin’ny alalan’ny Ivontoerana miandraikitra fanajariana ny tanàn-dehibe, izay efa nisy nandritra ny 25 taona, ny CUA sy ny Région Ile de France.
Hamaky ny tohinyMiombom-peo amin’ireo mpikamban’ny antoko politika TIM manerana ny Nosy ny TIM Mahajanga mikasika ny fitakiana ny fisokafan’ny onjam-peo MBS (Malagasy Broadcasting System) mba hahafahana mahazo vaovao mikasika ny raharaham-pirenena.
Hamaky ny tohinyNivoitra nandritra ny fanambaran’ny mpitandro ny filaminana avy amin’ny CIRGN Analamanga, ny Emmo reg, ary ny prefektiora omaly fa voarara ny mivorivory sy manao fidinana an-dalambe mandritra ny fanamarihana ny 29 martsa.
Hamaky ny tohinyNambaran’ny mpandrina ny REG TIM any Atsimo Andrefana, Atoa Sazalahy Tsianihy, fa manamafy ny tsy maintsy hahatanteraka ny 1 er Tour dia vita ny fifidianana hahalany ny prezidà Ravalomanana
Hamaky ny tohiny