• Zoma 07 Jolay 2017
Politique.Fanakanana ny hetsiky ny TIM Hanentana isam-pokontany ny Emmo reg

Nahazo alalana hampihatra ny fahefam-panjakana izahay, hoy ny avy eo anivon’ny CIRGN na ny fari-piadidian’ny zandarimariam-pirenena Antananarivo, tarihin’ny jeneraly Njatoarisoa Andrianjanaka,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Jolay 2017
Politique.Tabera Randriamanantsoa « Avelao hiditra ao Mahamasina ny TIM »

Mampalahelo ny demokrasiantsika, hoy i Tabera Randriamanantsoa raha nivahiny tao amin’ny fahitalavitra TV Plus izy halina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Jolay 2017
Politique.Firaisankina ho an’ny fanavotana an’i Madagasikara “Lozabe ny fijanonan’io fitondrana io eo !”

Manoloana ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny dia milaza ry zareo avy eo anivon’ny vovonana firaisankina ho an’ny fanavotana an’i Madagasikara tarihin’ny filoha mpiara-mitantana Manantsoa Victor sy Joseph Yoland fa lozabe ho an’ity firenena ity ny mbola hijanonan’ny fitondrana ankehitriny eo amin’io toerany io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Jolay 2017
Politique.Fitaovan’ny TIM Norobain’ny mpitandro ny filaminana

Omaly alarobia tamin’ny 8 ora alina latsaka fahefany no tonga teny amin’ny kianjaben’i Mahamasina ny mpitandro ny filaminana nirongo fitaovam-piadiana nanaisotra ny afisy lehibe sy ny fitaovana rehetra efa tafapetraky ny Antoko Tiako I Madagasikara hoenti-manamarika ny faha-15 taona nijoroany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Jolay 2017
Politique.TIM Atsimo Andrefana “1 er tour dia lany Ravalomanana”

Nambaran’ny mpandrindra ny REG TIM any Atsimo Andrefana, Atoa Sazalahy Tsianihy fa manamafy ny tsy maintsy hahatanteraka ny 1 er Tour dia vita ny fifidianana hahalany ny filoha Ravalomanana amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena hotanterahina amin’ny taona 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Jolay 2017
Politique.Hery Rajaonarimampianina Efa vonona handositra ?

Tsy mahatombona firy eto amin’ny Madagasikara intsony ny filoham-pirenena tato ho ato, fa toa mandosindositra sy tsy te hiatrika ny sedra politika eto amin’ny firenena. Mafampana rahateo ny raharaha politika eto an-tanindrazana, ka aleony mitsoatsoaka any ivelany aloha.

Hamaky ny tohiny
FTT