• Alarobia 05 Jolay 2017
Politique.Hentitra Ravalomanana “Ho avy eny Mahamasina izahay”

Nilaza i Marc Ravalomanana omaly fa am-pilaminana ny hetsika fankalazana ny faha-15 taona niorenan’ny Antoko Tiako I Madagasikara hatao eny Mahamasina ny sabotsy 8 jolay izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Jolay 2017
Politique.Rajaonarimampianina Tsy tompon’ny teny farany

Baiko avy any amin’i Hery Rajaonarimampianina mivantana ve ny fisakanana an’i Marc Ravalomanana sy ny antoko TIM tsy hankalaza ny faha-15 taonany eny Mahamasina ny 8 jolay ?

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Jolay 2017
Politique.Fisakanana ny hetsiky ny TIM Tsy fanajana zo fototra, hoy ny DFP

Nanambara tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny foiben’ny antoko Akfm etsy Andravoahangy omaly ny avy eo anivon’ny vovonana politika,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Jolay 2017
Politique.Justice et paix Miantso famondronana hery

Namoaka sori-dalana hahafahana mampanjaka ny fahamarinana, fikatsahana ny fandriampahalemana ny Firaisamonim-pirenena “Justice et paix” sy ny K3F.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Jolay 2017
Politique.Fihaonana amin’ny sabotsy Tsy hihemotra ny TIM

Nivoaka ny vaovao amin’ny fanafoanana ny fahazoan-dàlan’ny Antoko Tiako I Madagasikara hankalaza ny faha-15 taona nijoroany ny sabotsy 8 jolay izao noho ny resaka fiahiahiana fanakorontanana (?) Araka ny nambaran’ny prefektiora.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Jolay 2017
Politique.Prefen’Antananarivo Mety hisy hanakorontana ny hetsiky ny TIM

Betsaka ny asa fanakorontanana mitranga amin’izao fotoana izao, hoy ny prefen’Antananarivo, Angelo Christian Ravelonarivo, omaly, tetsy amin’ny prefektiora etsy Tsimbazaza.

Hamaky ny tohiny
FTT